Boky faharoan'ny Tantara 5:39
ary Saloma niteraka an’ i Hilkia; ary Hilkia niteraka an’ i Azaria;
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
38ary Ahitoba niteraka an’ i Zadoka; ary Zadoka niteraka an’ i Saloma;
40ary Azaria niteraka an’ i Seraia; ary Seraia niteraka an’ i Jozadaka;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 5