Boky faharoan'ny Tantara 5:4
Ny zanakalahin’ i Joela dia Semaia, ary Goga no zanakalahin’ i Semaia, Sirney no zanakalahin’ i Goga,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Joel; Shemaiah his son, Gog his son, Shimei his son,
In Context
3ny zanakalahin’ i Robena, lahimatoan’ Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona ary Karmy.
5Mika no zanakalahin’ i simey, Reaia no zanakalahin’ i Mika, Bala no zanakalahin’ i Reaia,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 5