Boky faharoan'ny Tantara 5:41
ary dia lasan-ko babo Jozadaka, nony voatolotr’ i Jehovah ho babon’ i Nebokadnezara ny Joda sy Jerosalema.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
40ary Azaria niteraka an’ i Seraia; ary Seraia niteraka an’ i Jozadaka;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 5