The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:10

Boky faharoan'ny Tantara 6:10

Ary ny zakalahin’ i Elkana dia Amasay sy Ahimota.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Johanan begat Azariah, (he it is that executed the priest’s office in the temple that Solomon built in Jerusalem:)

In Context

9Tahata no zanakalahin’ i Asira, Oriela no zanakalahin’ i Tahata, Ozia no zanakalahin’ i Oriela, ary Saoly no zanakalahin’ i Ozia.

11Ny amin’ i Elkana, ny zananilahy dia Zofay, ary Nahata no zanakalahin’ i Zofay,

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6

Cross References

2 Chronicles 3:1Ary Solomona nanomboka nanao ny tranon’ i Jehovah tany Jerosalema, tao an-tendrombohitra Moria, ilay nisehoan’ i Jehovah tamin’ i Davida rainy, dia ilay namboarina teo amin’ ny fitoerana nofidin’ i Davida teo amin’ ny famoloan’ i Araona Jebosita.

2 Chronicles 26:17Fa niditra nanaraka azy kosa Azaria mpisorona mbamin’ ny valo-polo lahy amin’ ny mpisoron’ i Jehovah, lehilahy samy mahery avokoa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 6:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 6:9Boky faharoan'ny Tantara 6Boky faharoan'ny Tantara 6:11 →