Boky faharoan'ny Tantara 6:12
Eliaba no zanakalahin’ i Nahata, Jerohama no zanakalahin’ i Eliaba, Elkana no zanakalahin’ i Jerohama.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Ahitub begat Zadok, and Zadok begat Shallum,
In Context
11Ny amin’ i Elkana, ny zananilahy dia Zofay, ary Nahata no zanakalahin’ i Zofay,
13Ary ny zanakalahin’ i Samoela dia Vasny lahimatoa sy Abia.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
1 Samuel 1:1Ary nisy lehilahy Efraimita anankiray tany Ramataima-zofima any amin’ ny tany havoan’ i Efraima, Elkana no anarany zanak’ i Jerohama, zanak’ i Eliho, zanak’ i Toho, zanak’ i Zofa.
1 Chronicles 9:11sy Azaria, zanak’ i Hilkia, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Zadoka, zanak’ i Meraiota, zanak’ i Ahitoba, mpanapaka ny tranon’ Andriamanitra,