The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:16

Boky faharoan'ny Tantara 6:16

Ary izao no notendren’ i Davida ho mpiventy hira tao amin’ ny tranon’ i Jehovah, rehefa voapetraka tao ny fiara,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The sons of Levi; Gershom, Kohath, and Merari.

In Context

15Simea no zanakalahin’ i Oza, Hagia no zanakalahin’ i Simea, Asaba no zanakalahin’ i Hagia.

17ka nanao hira fanompoam-pivavahana izy tao amin’ ny tabernakely, dia ny trano-lay fihaonana, ambara-panaon’ i Solomona ny tranon’ i Jehovah tany Jerosalema; koa raha nanao ny raharahany izy, dia nitsangana araka ny filaharany avy,

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6

Cross References

1 Chronicles 6:1Ny zanakalahin’ i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.

1 Chronicles 16:1Ary nampiditra ny Fiaran’ Andriamanitra ny olona ka nametraka azy tao afovoan’ ny lay izay naorin’ i Davida ho azy; ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan’ Andriamanitra izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 6:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 6:15Boky faharoan'ny Tantara 6Boky faharoan'ny Tantara 6:17 →