The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:17

Boky faharoan'ny Tantara 6:17

ka nanao hira fanompoam-pivavahana izy tao amin’ ny tabernakely, dia ny trano-lay fihaonana, ambara-panaon’ i Solomona ny tranon’ i Jehovah tany Jerosalema; koa raha nanao ny raharahany izy, dia nitsangana araka ny filaharany avy,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And these be the names of the sons of Gershom; Libni, and Shimei.

In Context

16Ary izao no notendren’ i Davida ho mpiventy hira tao amin’ ny tranon’ i Jehovah, rehefa voapetraka tao ny fiara,

18dia izao no nanompo mbamin’ ny zanany: Tamin’ ny zanakalahin’ ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin’ i Joela, zanakalahin’ i Samoela,

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6

Cross References

Exodus 6:17Ny zanakalahin’ i Hersona dia Libny sy Simey, araka ny fokom-pireneny.

Numbers 3:21Avy tamin’ i Gersona ny fokon’ ny Libnita sy ny Simeita: Ireo no fokon’ ny Gersonita.

Psalms 81:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-gitith. Nataon’ i Asafa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 6:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 6:16Boky faharoan'ny Tantara 6Boky faharoan'ny Tantara 6:18 →