Boky faharoan'ny Tantara 6:18
dia izao no nanompo mbamin’ ny zanany: Tamin’ ny zanakalahin’ ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin’ i Joela, zanakalahin’ i Samoela,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Kohath were, Amram, and Izhar, and Hebron, and Uzziel.
In Context
19zanakalahin’ i Elkana, zanakalahin’ i Jerohama, zanakalahin’ i Eliala, zanakalahin’ i Toa.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
1 Chronicles 6:2Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Gersona: Libny sy Semey.
1 Chronicles 15:17Ka dia notendren’ ny Levita Hemana, zanak’ i Joela; ary tamin’ ny rahalahiny dia Asafa, zanak’ i Berekia; ary tamin’ ny taranak’ i Merary rahalahiny dia Etana, zanak’ i Kosaia;
Psalms 88:1Tonon-kira. Salamo nataon’ ny Koraïta. Ho an’ ny mpiventy hira. Almahalath-leanoth. Maskila nataon’ i Hemana Ezrahita.