Boky faharoan'ny Tantara 6:19
zanakalahin’ i Elkana, zanakalahin’ i Jerohama, zanakalahin’ i Eliala, zanakalahin’ i Toa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
20zanakalahin’ i Zofa, zanakalahin’ i Elkana, zanakalahin’ i Mahata, zanakalahin’ i Amasay,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
Numbers 3:20Ary ny zanakalahin’ i Merary, araka ny fianakaviany, dia Maly sy Mosy. Ireo no fokon’ ny Levita, araka ny fianakaviany.
1 Chronicles 6:12Eliaba no zanakalahin’ i Nahata, Jerohama no zanakalahin’ i Eliaba, Elkana no zanakalahin’ i Jerohama.
1 Chronicles 24:26Ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy; ny zanakalahin’ i Jazia dia Beno.