Boky faharoan'ny Tantara 6:22
zanakalahin’ i Tahata, zanakalahin’ i Asira, zanakalahin’ i Ebiasafa, zanakalahin’ i Kora,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Kohath; Amminadab his son, Korah his son, Assir his son,
In Context
21zanakalahin’ i Elkana, zanakalahin’ i Joela, zanakalahin’ i Azaria, zanakalahin’ i Zefania,
23zanakalahin’ i Jizara, zanakalahin’ i Kehata, zanakalahin’ i Levy, zanak’ Isiraely.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
Exodus 6:21Ary ny zanakalahin’ i Jizara dia Kora sy Nafega ary Zikry.
1 Chronicles 6:2Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Gersona: Libny sy Semey.
1 Chronicles 6:18dia izao no nanompo mbamin’ ny zanany: Tamin’ ny zanakalahin’ ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin’ i Joela, zanakalahin’ i Samoela,