Boky faharoan'ny Tantara 6:24
Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin’ ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin’ i Berekia, zanakalahin’ i Simea,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Tahath his son, Uriel his son, Uzziah his son, and Shaul his son.
In Context
23zanakalahin’ i Jizara, zanakalahin’ i Kehata, zanakalahin’ i Levy, zanak’ Isiraely.
25zanakalahin’ i Mikaela, zanakalahin’ i Beseia, zanakalahin’ i Malkia,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
1 Chronicles 9:15ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak’ i Mika, zanak’ i Zikry, zanak’ i Asafa,
1 Chronicles 16:5Asafa no lohany, ary Zakaria no nanarakaraka, dia Jeiela sy Semiramota sy Jehiela sy Matitia sy Eliaba sy Benaia sy Obed-edoma ary Jeiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa Asafa no nampaneno ny kipantsona;