Boky faharoan'ny Tantara 6:25
zanakalahin’ i Mikaela, zanakalahin’ i Beseia, zanakalahin’ i Malkia,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Elkanah; Amasai, and Ahimoth.
In Context
26zanakalahin’ i Etny, zanakalahin’ i Zera, zanakalahin’ i Adaia,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
Exodus 6:24Ary ny zanakalahin’ i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokom-pirenen’ ny Korana.