Boky faharoan'ny Tantara 6:27
zanakalahin’ i Etana, zanakalahin’ i Zima, zanakalahin’ i Simey,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Eliab his son, Jeroham his son, Elkanah his son.
In Context
26zanakalahin’ i Etny, zanakalahin’ i Zera, zanakalahin’ i Adaia,
28zanakalahin’ i Jahata, zanakalahin’ i Gersona, zanakalahin’ i Levy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
1 Samuel 1:19Ary nifoha maraina koa izy ireo ka nivavaka teo anatrehan’ i Jehovah, dia lasa nody ka tonga tao an-tranony tany Rama; ary Elkana nahalala an’ i Hana vadiny, ary Jehovah nahatsiaro azy.
1 Chronicles 6:5Avy amin’ i Gersona: Libny no zanak’ i Gersona, Jahata no zanak’ i Libny, Zima no zanak’ i Jahata,