Boky faharoan'ny Tantara 6:37
Meraiota no zanakalahin’ i Zerahia, Amaria no zanakalahin’ i Meraiota, Ahitoba no zanakalahin’ i Amaria,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The son of Tahath, the son of Assir, the son of Ebiasaph, the son of Korah,
In Context
36Boky no zanakalahin’ i Abisoa, Ozy no zanakalahin’ i Boky, Zerahia no zanakalahin’ i Ozy,
38Zadoka no zanakalahin’ i Ahitoba, Ahimaza no zanakalahin’ i Zadoka.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
Numbers 16:1Ary Kora, zanak’ i Jizara, zanak’ i Kehata, zanak’ i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak’ i Eliaba, sy Ona, zanak’ i Peleta, izay samy taranak’ i Robena, dia nandrendri-bahoaka,
Psalms 42:1Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila. Nataon’ ny Koraïta.
Psalms 45:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-shoshanim. Nataon’ ny Koraïta. Maskila. Tonon-kiram-pitiavana.
Psalms 84:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-hagitith. Salamo nataon’ ny Koraïta.