Boky faharoan'ny Tantara 6:43
ary Hilena sy ny tany manodidina azy ary Debira sy ny tany manodidina azy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The son of Jahath, the son of Gershom, the son of Levi.
In Context
44ary Asana sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
Genesis 46:11Ary ny zanakalahin’ i Levy dia Gersona sy Kehata atỳ Merary.
Exodus 6:16Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Levy, araka ny taranany, dia Gersona sy Kehata ary Merary; ary ny andro niainan’ i Levy dia fito amby telo-polo amby zato taona.
1 Chronicles 6:1Ny zanakalahin’ i Levy dia Gersona sy Kehata ary Merary.
1 Chronicles 6:20zanakalahin’ i Zofa, zanakalahin’ i Elkana, zanakalahin’ i Mahata, zanakalahin’ i Amasay,