The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:45

Boky faharoan'ny Tantara 6:45

ary avy tamin’ ny firenen’ i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin’ ny folo no isan’ ny tanànan’ izy mianakavy rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The son of Hashabiah, the son of Amaziah, the son of Hilkiah,

In Context

44ary Asana sy ny tany manodidina azy ary Beti-semesy sy ny tany manodidina azy;

46Ary ny an’ ny taranak’ i Kehata sisa tamin’ ny fokon’ izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 6:45

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 6:44Boky faharoan'ny Tantara 6Boky faharoan'ny Tantara 6:46 →