bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:46
Boky faharoan'ny Tantara 6:46
Ary ny an’ ny taranak’ i Kehata sisa tamin’ ny fokon’ izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The son of Amzi, the son of Bani, the son of Shamer,
In Context
45ary avy tamin’ ny firenen’ i Benjamina dia Geba sy ny tany manodidina azy ary Alemeta sy ny tany manodidina azy ary Anotata sy ny tany manodidina azy. Dia telo ambin’ ny folo no isan’ ny tanànan’ izy mianakavy rehetra.
47Ary ny an’ ny taranak’ i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin’ ny folo tamin’ ny firenen’ Isakara sy ny firenen’ i Asera sy ny firenen’ i Naftaly ary ny firenen’ i Manase any Basana.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 6:46