The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:47

Boky faharoan'ny Tantara 6:47

Ary ny an’ ny taranak’ i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin’ ny folo tamin’ ny firenen’ Isakara sy ny firenen’ i Asera sy ny firenen’ i Naftaly ary ny firenen’ i Manase any Basana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The son of Mahli, the son of Mushi, the son of Merari, the son of Levi.

In Context

46Ary ny an’ ny taranak’ i Kehata sisa tamin’ ny fokon’ izany firenena izany dia tanàna folo araka ny filokana tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase.

48Ary ny loka azon’ ny taranak’ i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin’ ny firenen’ i Robena sy ny firenen’ i Gada ary ny firenen’ i Zebolona.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6

Cross References

Numbers 3:20Ary ny zanakalahin’ i Merary, araka ny fianakaviany, dia Maly sy Mosy. Ireo no fokon’ ny Levita, araka ny fianakaviany.

Numbers 4:42Ary izay nalamina tamin’ ny fokon’ ny taranak’ i Merary, araka ny fokony sy ny fianakaviany

Numbers 10:17Dia nahorona ny tabernakely, ka niainga ny taranak’ i Gersona sy ny taranak’ i Merary, nitondra ny tabernakely.

Joshua 21:27Ary izao no azon’ ny taranak’ i Gersona isan’ ny fokon’ ny Levita; avy tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an’ izay nahafaty olona, ary Bestera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna roa;

1 Chronicles 6:56Ary ny an’ ny taranak’ i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase;

1 Chronicles 23:28Ary ny raharahany dia ny hanampy ny taranak’ i Arona amin’ ny fanompoana ao an-tranon’ i Jehovah amin’ ireo kianja sy efi-trano tao ary amin’ ny fanadiovana ny zavatra masìna rehetra sy ny fanompoana ao an-tranon’ Andriamanitra,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 6:47

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 6:46Boky faharoan'ny Tantara 6Boky faharoan'ny Tantara 6:48 →