The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:48

Boky faharoan'ny Tantara 6:48

Ary ny loka azon’ ny taranak’ i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin’ ny firenen’ i Robena sy ny firenen’ i Gada ary ny firenen’ i Zebolona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Their brethren also the Levites were appointed unto all manner of service of the tabernacle of the house of God.

In Context

47Ary ny an’ ny taranak’ i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin’ ny folo tamin’ ny firenen’ Isakara sy ny firenen’ i Asera sy ny firenen’ i Naftaly ary ny firenen’ i Manase any Basana.

49Dia nomen’ ny Zanak’ i Isiraely ho an’ ny Levita ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6

Cross References

Numbers 8:5Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:

Numbers 18:1Ary hoy Jehovah tamin’ i Arona: Hianao sy ny zanakao ary ny tarana-drainao no hitondra ny heloky ny fitoerana masìna; ary ianao sy ny zanakao koa no hitondra ny heloky ny fisoronanareo.

1 Chronicles 6:62Ary ny an’ ny sisa, taranak’ i Merary, dia avy tamin’ ny firenen’ i Zebolona, dia Rimono sy ny tany manodidina azy ary Tabara sy ny tany manodidina azy;

1 Chronicles 25:1Ary ny taranak’ i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan’ i Davida sy ireo komandin’ ny miaramila ho amin’ ny fanompoana mba haminany amin’ ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan’ ny mpanao araka ny fanompoany avy:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 6:48

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 6:47Boky faharoan'ny Tantara 6Boky faharoan'ny Tantara 6:49 →