Boky faharoan'ny Tantara 6:5
Avy amin’ i Gersona: Libny no zanak’ i Gersona, Jahata no zanak’ i Libny, Zima no zanak’ i Jahata,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Abishua begat Bukki, and Bukki begat Uzzi,
In Context
4Ny zanakalahin’ i Merary dia Maly sy Mosy. Ary izao no fokon’ ny Levita araka ny rainy:
6Joa no zanak’ i Zima, Ido no zanak’ i Joa, Zera no zanak’ Ido, Jeateray zanak’ i Zera.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
1 Chronicles 6:27zanakalahin’ i Etana, zanakalahin’ i Zima, zanakalahin’ i Simey,