The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:51

Boky faharoan'ny Tantara 6:51

Fa ny sasany amin’ ny fokon’ ny taranak’ i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin’ ny firenen’ i Efraima.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Bukki his son, Uzzi his son, Zerahiah his son,

In Context

50Ary nomeny tamin’ ny filokana ireto tanàna tononina ireto avy tamin’ ny firenena taranak’ i Joda sy ny firenena taranak’ i Simeona ary ny firenena taranak’ i Benjamina.

52Ary nomeny azy Sekema, tanàna fiarovana, tao amin’ ny tany havoan’ i Efraima sy ny tany manodidina azy ary Gazera sy ny tany manodidina azy

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6

Cross References

Joshua 21:20Ary ny amin’ ny taranak’ i Rehata, dia ny Levita sisa tamin’ ny taranak’ i Kehata, ny tanàna azony tamin’ ny filokana dia avy tamin’ ny firenen’ i Efraima.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 6:51

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 6:50Boky faharoan'ny Tantara 6Boky faharoan'ny Tantara 6:52 →