The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:53

Boky faharoan'ny Tantara 6:53

ary Jokmeama sy ny tany manodidina azy ary Beti-horona sy ny tany manodidina azy

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Zadok his son, Ahimaaz his son.

In Context

52Ary nomeny azy Sekema, tanàna fiarovana, tao amin’ ny tany havoan’ i Efraima sy ny tany manodidina azy ary Gazera sy ny tany manodidina azy

54ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy;

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6

Cross References

2 Samuel 8:17ary Zadoka, zanak’ i Ahitoba, sy Ahimeleka, zanak’ i Abiatara, no mpisorona; ary Seraia no mpanoratra;

2 Samuel 15:35Ary tsy ao aminao va Zadoka sy Abiatara mpisorona? Koa izay zavatra rehetra renao avy ao an-tranon’ ny mpanjaka, dia ambarao amin’ i Zadoka sy Abiatara mpisorona.

2 Samuel 20:25ary Seva no mpanoratra; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona;

1 Kings 1:26Fa izaho mpanomponao sy Zadoka mpisorona sy Benaia, zanak’ i Joiada, ary Solomona mpanomponao ihany no tsy mba nasainy.

1 Kings 2:35Ary Benaia, zanak’ i Joiada, no notendren’ ny mpanjaka ho solony ho komandin’ ny miaramila; ary Zadota mpisorona no notendren’ ny mpanjaka ho solon’ i Abiatara.

1 Chronicles 6:8Elkana no zanakalahin’ i Asira, Ebiasafa no zanakalahin’ i Elkana, Asira no zanakalahin’ i Ebiasafa,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 6:53

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 6:52Boky faharoan'ny Tantara 6Boky faharoan'ny Tantara 6:54 →