Boky faharoan'ny Tantara 6:55
ary ny avy tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase dia Amera sy ny tany manodidina azy ary Bileama sy ny tany manodidina azy, dia ho an’ ny fokon’ ny taranak’ i Kehata sisa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they gave them Hebron in the land of Judah, and the suburbs thereof round about it.
In Context
54ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
Joshua 14:13Dia nitso-drano azy Josoa ka nanome an’ i Hebrona ho lovan’ i Kaleba, zanak’ i Jefone.
Joshua 21:11Dia nomeny azy ny tanànan’ i Arba, rain’ i Anàka (Hebrona izany), any amin’ ny tany havoan’ i Joda, mbamin’ ny tany manodidina azy.
Judges 1:20Ary Hebrona dia nomeny an’ i Kaleba, araka izay efa nolazain’ i Mosesy, ka noroahin’ i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita.