Boky faharoan'ny Tantara 6:56
Ary ny an’ ny taranak’ i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the fields of the city, and the villages thereof, they gave to Caleb the son of Jephunneh.
In Context
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
Joshua 15:13Ary Kaleba, zanak’ i Jefone, dia nomeny anjara teo amin’ ny taranak’ i Joda, araka ny didin’ i Jehovah tamin’ i Josoa, dia ny tanànan’ i Arba, rain’ i Anàka (Hebrona izany).
1 Chronicles 6:47Ary ny an’ ny taranak’ i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin’ ny folo tamin’ ny firenen’ Isakara sy ny firenen’ i Asera sy ny firenen’ i Naftaly ary ny firenen’ i Manase any Basana.