The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:57

Boky faharoan'ny Tantara 6:57

ary ny avy tamin’ ny firenen’ Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And to the sons of Aaron they gave the cities of Judah, namely, Hebron, the city of refuge, and Libnah with her suburbs, and Jattir, and Eshtemoa, with their suburbs,

In Context

56Ary ny an’ ny taranak’ i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin’ ny antsasaky ny firenen’ i Manase;

58ary Ramota sy ny tany manodidina azy ary Anema sy ny tany manodidina azy;

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6

Cross References

Joshua 10:29Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy dia niala tany Makeda ka nankany Libna ary namely azy;

Joshua 15:48Ary tany amin’ ny tany havoana dia Samira sy Jatira sy Soko

Joshua 21:13Dia nomeny ny taranak’ i Arona mpisorona Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an’ izay nahafaty olona, ary Libna sy ny tany manodidina azy

1 Chronicles 4:17Ary ny zanakalahin’ i Ezra dia Jatera sy Mareda sy Efera ary Jalona; ary izy niteraka an’ i Miriama sy Samay ary Jisba, razamben’ ny any Estemoa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 6:57

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 6:56Boky faharoan'ny Tantara 6Boky faharoan'ny Tantara 6:58 →