Boky faharoan'ny Tantara 6:63
ary any an-dafin’ i Jordana, tandrifin’ i Jeriko, atsinanan’ i Jordana, koa dia avy tamin’ ny firenen’ i Robena, dia Bazera any an-efitra sy ny tany manodidina azy ary Jaza sy ny tany manodidina azy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
64ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy;
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
Numbers 3:20Ary ny zanakalahin’ i Merary, araka ny fianakaviany, dia Maly sy Mosy. Ireo no fokon’ ny Levita, araka ny fianakaviany.
Joshua 21:7Ary ny loka azon’ ny taranak’ i Merary isam-pokony dia tanàna roa ambin’ ny folo, avy tamin’ ny firenen’ i Robena sy ny firenen’ i Gada ary ny firenen’ i Zebolona.