bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:64
Boky faharoan'ny Tantara 6:64
ary Kedemota sy ny tany manodidina azy ary Mefata sy ny tany manodidina azy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the children of Israel gave to the Levites these cities with their suburbs.
In Context
63ary any an-dafin’ i Jordana, tandrifin’ i Jeriko, atsinanan’ i Jordana, koa dia avy tamin’ ny firenen’ i Robena, dia Bazera any an-efitra sy ny tany manodidina azy ary Jaza sy ny tany manodidina azy
65ary avy tamin’ ny firenen’ i Gada dia Ramota-gileada sy ny tany manodidina azy ary Mahanaima sy ny tany manodidina azy
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
Joshua 21:3Dia avy tamin’ ny lovany no nanomezan’ ny Zanak’ Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin’ i Jehovah.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 6:64