Boky faharoan'ny Tantara 6:7
Ny zanakalahin’ i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin’ i Aminadaba, Asira no zakalahin’ i Kora,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Meraioth begat Amariah, and Amariah begat Ahitub,
In Context
6Joa no zanak’ i Zima, Ido no zanak’ i Joa, Zera no zanak’ Ido, Jeateray zanak’ i Zera.
8Elkana no zanakalahin’ i Asira, Ebiasafa no zanakalahin’ i Elkana, Asira no zanakalahin’ i Ebiasafa,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6
Cross References
Numbers 26:11Kanefa ny zanak’ i Kora tsy mba maty.
Nehemiah 11:11Ary Seraia, zanak’ i Hilkia, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Zadoka, zanak’ i Meraiota, zanak’ i Ahitoba, no mpanapaka ny tranon’ Andriamanitra.