The Bible Software
bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 6 › Boky faharoan'ny Tantara 6:8

Boky faharoan'ny Tantara 6:8

Elkana no zanakalahin’ i Asira, Ebiasafa no zanakalahin’ i Elkana, Asira no zanakalahin’ i Ebiasafa,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Ahitub begat Zadok, and Zadok begat Ahimaaz,

In Context

7Ny zanakalahin’ i Kehata dia Aminadaba, Kora no zanakalahin’ i Aminadaba, Asira no zakalahin’ i Kora,

9Tahata no zanakalahin’ i Asira, Oriela no zanakalahin’ i Tahata, Ozia no zanakalahin’ i Oriela, ary Saoly no zanakalahin’ i Ozia.

Read all of Boky faharoan'ny Tantara 6

Cross References

2 Samuel 15:27Ary hoy koa ny mpanjaka tamin’ i Zadoka mpisorona: Tsy mpahita va ianao? miverena soa aman-tsara any an-tanàna ianao mbamin’ ny zanakareo roa lahy miaraka aminareo, dia Ahimaza zanakao sy Jonatana, zanak’ i Abiatara.

2 Samuel 17:15Dia hoy Hosay tamin’ i Zadoka sy Abiatara mpisorona: Izany ka izany no hevitra nomen’ i Ahitofela an’ i Absaloma sy ny loholon’ ny Isiraely; ary izao ka izao kosa no hevitra nomeko azy.

2 Samuel 17:20Ary nony tonga tao amin-dravehivavy tao an-trano ny mpanompon’ i Absaloma, dia nanao hoe: Aiza Ahimaza sy Jonatana teto? Fa hoy ravehivavy taminy: Tafita ny renirano kely izy izay. Ary nony efa nitady azy ireo ka tsy nahita, dia niverina nankany Jerosalema.

2 Samuel 18:22Fa Ahimaza, zanak’ i Zadoka, dia mbola niteny tamin’ i Joaba ihany nanao hoe: Ka nahoana aza, aoka ihany aho mba hiezaka koa hanaraka ilay Kosita. Fa hoy Joaba: Ahoana no hiezahanao, anaka; fa na dia mandeha aza ianao, tsy hisy teny mahafaly hahazoanao fitia tsinona?

2 Samuel 20:25ary Seva no mpanoratra; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona;

1 Kings 1:34Ary aoka Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany hanosotra azy any ho mpanjakan’ ny Isiraely; ary tsofinareo ny anjomara, ka lazao hoe: Ho ela velona anie Solomona mpanjaka!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky faharoan'ny Tantara 6:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky faharoan'ny Tantara 6:7Boky faharoan'ny Tantara 6Boky faharoan'ny Tantara 6:9 →