bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 7 › Boky faharoan'ny Tantara 7:10
Boky faharoan'ny Tantara 7:10
Ny zanakalahin’ i Jediaela dia Bilana; ary ny zanakalahin’ i Bilana dia Jeosy sy Benjamina sy Ehoda sy Kenana sy Zetana sy Tarsisy ary Ahisahara
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons also of Jediael; Bilhan: and the sons of Bilhan; Jeush, and Benjamin, and Ehud, and Chenaanah, and Zethan, and Tharshish, and Ahishahar.
In Context
9Ary ny isany araka ny firazanany amin’ ny fireneny, izay samy lohan’ ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina.
11Ireo zanakalahin’ i Jediaela rehetra ireo, araka ny lohan’ ny fianakaviany, dia roan-jato amby fito arivo sy iray alina no isan’ ny lehilahy mahery azo nalefa hanafika.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7
Cross References
1 Chronicles 8:6Ary izao no zanakalahin’ i Ehoda (izao no lohan’ ny fianakavian’ ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata,
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 7:10