Boky faharoan'ny Tantara 7:12
Sopima koa sy Hopima, zanakalahin’ Iry, ary Hosima, zanakalahin’ i Ahera.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Shuppim also, and Huppim, the children of Ir, and Hushim, the sons of Aher.
In Context
13Ny zanakalahin’ i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera sy Saloma, samy zanakalahin’ i Bila ireo.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7
Cross References
Genesis 46:21Ary ny zanakalahin’ i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda.
1 Chronicles 7:15Ary Makira naka vady ho an’ i Hopima sy Sopima; ny anaran’ ny rahavaviny dia Imaka; ary ny anaran’ ny manarakaraka dia Zelofada; ary Zelofada nanan-janakavavy.