bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 7 › Boky faharoan'ny Tantara 7:15
Boky faharoan'ny Tantara 7:15
Ary Makira naka vady ho an’ i Hopima sy Sopima; ny anaran’ ny rahavaviny dia Imaka; ary ny anaran’ ny manarakaraka dia Zelofada; ary Zelofada nanan-janakavavy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Machir took to wife the sister of Huppim and Shuppim, whose sister’s name was Maachah;) and the name of the second was Zelophehad: and Zelophehad had daughters.
In Context
14Ny zanakalahin’ i Manase dia Asriela, Izay naterany; fa ilay Syriana vaditsindranony kosa no niteraka an’ i Matira, rain’ i Gileada.
16Ary Imaka, vadin’ i Makira, niteraka zaza, ahy, ka Paresy no nataony anarany; ary Saresy no anaran’ ny rahalahiny; ary ny anaran’ ny zananilahy dia Olama sy Rakema.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7
Cross References
Numbers 27:1Ary avy ny zanakavavin’ i Zelofada, zanakalahin’ i Hefera, zanak’ i Gileada, zanak’ i Makira, zanak’ i Manase, avy tamin’ ny fokon’ i Manase, zanak i Josefa (ary izao no anarany: Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza),
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 7:15