Boky faharoan'ny Tantara 7:17
Ary ny zanakalahin’ i Olama dia Bedana. Ireo no zanakalahin’ i Gileada, zanakalahin’ i Makira, zanakalahin’ i Manase.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Ulam; Bedan. These were the sons of Gilead, the son of Machir, the son of Manasseh.
In Context
18Ary Hamoleketa anabaviny niteraka an’ Isehoda sy Abiezera ary Mahala.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7
Cross References
1 Samuel 12:11Ary Jehovah efa naniraka an’ i Jerobala sy Bedana sy Jefta ary Samoela, ka namonjy anareo tamin’ ny tanan’ ny fahavalonareo manodidina Izy, dia nandry fahizay ianareo.