Boky faharoan'ny Tantara 7:23
Ary nony niray tamin’ ny vadiny izy, dia nanan’ anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin’ izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22Ary Efraima, rainy nisaona azy ela, dia avy ny rahalahiny hampionona azy.
24(Ary ny zananivavy dia Sera, izay nanorina an’ i Beti-horona ambany sy ambony sy Ozena-sera).
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7