Boky faharoan'ny Tantara 7:30
Ny zanakalahin’ i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria; ary Sera no anabavin’ ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Asher; Imnah, and Isuah, and Ishuai, and Beriah, and Serah their sister.
In Context
31Ary ny zanakalahin’ i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain’ i Birzavita.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7
Cross References
Numbers 26:44Ny taranak’ i Asera, araka ny fokony dia izao: avy tamin’ i Jimna ny fokon’ ny Jimnita; avy tamin’ i Jisvy ny fokon’ ny Jisvita; avy tamin’ i Bena ny fokon’ ny Berita;