Boky faharoan'ny Tantara 7:32
Ary Hebera niteraka an’ i Jafleta sy Somera sy Hotama; ary Soha no anabavin’ ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Heber begat Japhlet, and Shomer, and Hotham, and Shua their sister.
In Context
31Ary ny zanakalahin’ i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain’ i Birzavita.
33Ary ny zanakalahin’ i Jafleta dia Pasaka sy Bimala ary Asvata. Ireo no zanakalahin’ i Jafleta.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7