Boky faharoan'ny Tantara 7:34
Ary ny zanakalahin’ i Samera dia Ahaia sy Rohaga sy Hoba ary Arama.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Shamer; Ahi, and Rohgah, Jehubbah, and Aram.
In Context
33Ary ny zanakalahin’ i Jafleta dia Pasaka sy Bimala ary Asvata. Ireo no zanakalahin’ i Jafleta.
35Ary ny zanakalahin’ i Helema rahalahiny dia Zofa sy Jimna sy Selesy ary Amala.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7