Boky faharoan'ny Tantara 7:38
Ary ny zanakalahin’ i Jatera dia Jefone sy Pispa ary Ara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Jether; Jephunneh, and Pispah, and Ara.
In Context
37sy Bazera sy Hoda sy Sama sy Silsa sy Jitrana ary Bera.
39Ary ny zanakalahin’ i Ola dia Ara sy Haniela ary Rizia.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7