bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 7 › Boky faharoan'ny Tantara 7:5
Boky faharoan'ny Tantara 7:5
Ary ny rahalahiny ao amin’ ny fokon’ ny Isakara rehetra, izay samy lehilahy mahery, ny isan’ izy rehetra araka ny firazanany avy dia fito arivo amby valo alina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And their brethren among all the families of Issachar were valiant men of might, reckoned in all by their genealogies fourscore and seven thousand.
In Context
4Ary nanana miaramila antokotokony izy araka ny fireneny sy ny fianakaviany avy, dia enina arivo amby telo alina; fa maro ny vady aman-janak’ ireo.
6Ny zanakalahin’ i Benjamina dia Bela sa Bakera ary Jediaela; telo izy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 7:5