bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 7 › Boky faharoan'ny Tantara 7:9
Boky faharoan'ny Tantara 7:9
Ary ny isany araka ny firazanany amin’ ny fireneny, izay samy lohan’ ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the number of them, after their genealogy by their generations, heads of the house of the fathers, mighty men of valour, was twenty thousand and two hundred.
In Context
8Ary ny zanakalahin’ i Bakera dia Zemira sy Joasy sy Eliezera sy Elioenay sy Omry sy Jerimota sy Abia sy Anatota ary Alameta. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Bakera.
10Ny zanakalahin’ i Jediaela dia Bilana; ary ny zanakalahin’ i Bilana dia Jeosy sy Benjamina sy Ehoda sy Kenana sy Zetana sy Tarsisy ary Ahisahara
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 7
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 7:9