Boky faharoan'ny Tantara 8:28
Ireo no lohan’ ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These were heads of the fathers, by their generations, chief men. These dwelt in Jerusalem.
In Context
27sy Jaresia sy Elia sy Zitry (zanakalahin’ i Jerohama ireo).
29Ary tao Gibeona no nonenan’ ny razamben’ ny an’ i Gibeona, ary ny anaran’ ny vadiny dia Imaka,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 8
Cross References
Joshua 15:63Ary ny amin’ ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak’ i Joda; fa miara-monina amin’ ny taranak’ i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny.
Judges 1:21Ary ny taranak’ i Benjamina tsy nandroaka ny Jebosita, izay mponina any Jerosalema; fa ny Jebosita dia miara-monina amin’ ny taranak’ i Benjamina any Jerosalema ihany mandraka androany.
1 Chronicles 9:3Ary tany Jerosalema no nonenan’ ny sasany amin’ ny taranak’ i Joda sy Benjamina sy Efraima sy Manase:
1 Chronicles 9:34Ireo dia lohan’ ny fianakaviana tamin’ ny Levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
Nehemiah 11:7Ary izao no taranak’ i Benjamina: Salo, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Joeda, zanak’ i Pedaia, zanak’ i Kolaia, zanak’ i Mahaseia, zanak’ Itiela, zanak’ i Jesaia;