Boky faharoan'ny Tantara 8:34
Ary ny zanakalahin’ i Jonatana dia Meribala; ary Meribala niteraka an’ i Mika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the son of Jonathan was Merib-baal; and Merib-baal begat Micah.
In Context
35Ary ny zanakalahin’ i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 8
Cross References
2 Samuel 9:6Ary nony tonga teo amin’ i Davida Mefiboseta, zanak’ i Jonatana, zanak’ i Saoly, dia niankohoka sy nitsaoka azy izy. Ary hoy Davida: Mefiboseta! Dia hoy izy: Inty ny mpanomponao.
2 Samuel 9:12Ary Mefiboseta nanan-janakalahy tanora, Mika no anarany. Ary izay rehetra nitoetra tao an-tranon’ i Ziba dia mpanompon’ i Mefiboseta avokoa.