bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 8 › Boky faharoan'ny Tantara 8:38
Boky faharoan'ny Tantara 8:38
Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Azela.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Azel had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru, and Ishmael, and Sheariah, and Obadiah, and Hanan. All these were the sons of Azel.
In Context
37ary Moza niteraka an’ i Binea; Rafa no zanakalahin’ i Binea, Elasa no zanakalahin’ i Rafa, Azela no zanakalahin’ i Elasa
39Ary ny zanakalahin’ i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 8
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 8:38