Boky faharoan'ny Tantara 8:6
Ary izao no zanakalahin’ i Ehoda (izao no lohan’ ny fianakavian’ ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
5sy Gera sy Sefofana ary Horama.
7Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an’ i Oza sy Ahihoda izy.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 8
Cross References
Joshua 21:17ary avy tamin’ ny firenen’ i Benjamina dia Gibeona sy ny tany manodidina azy ary Geba sy ny tany manodidina azy
Judges 4:1Ary ny Zanak’ Isiraely nanao izay ratsy eo imason’ i Jehovah indray, rehefa maty Ehoda.
1 Chronicles 2:52Ary Sobala, razamben’ ny any Kiriata Zarima, nanan-janakalahy, dia Haroe sy Hatsi-hamenokota
1 Chronicles 6:60ary Hokoka sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny tany manodidina azy;