bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 9 › Boky faharoan'ny Tantara 9:10
Boky faharoan'ny Tantara 9:10
Ary tamin’ ny mpisorona dia Jedaia sy Joiariba sy Jatina
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And of the priests; Jedaiah, and Jehoiarib, and Jachin,
In Context
9ary ny isan’ ny rahalahiny araka ny firazanany dia enina amby dimam-polo sy sivin-jato. Ireo lehilahy rehetra ireo dia samy lohan’ ny fianakaviany avy.
11sy Azaria, zanak’ i Hilkia, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Zadoka, zanak’ i Meraiota, zanak’ i Ahitoba, mpanapaka ny tranon’ Andriamanitra,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 9
Cross References
Nehemiah 11:10Ny avy tamin’ ny mpisorona dia Jedaia, zanak’ i Joariba, ary Jakina.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 9:10