bible.software › Boky faharoan'ny Tantara › Boky faharoan'ny Tantara 9 › Boky faharoan'ny Tantara 9:12
Boky faharoan'ny Tantara 9:12
ary Adaia, zanak’ i Jerohama, zanak’ i Pasora, zanak’ i Malkia, ary Masay, zanak’ i Adiela, zanak’ i Jazera, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Mesilemita, zanak’ Imera.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Adaiah the son of Jeroham, the son of Pashur, the son of Malchijah, and Maasiai the son of Adiel, the son of Jahzerah, the son of Meshullam, the son of Meshillemith, the son of Immer;
In Context
11sy Azaria, zanak’ i Hilkia, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Zadoka, zanak’ i Meraiota, zanak’ i Ahitoba, mpanapaka ny tranon’ Andriamanitra,
13Ary ny rahalahin’ ireo, izay samy lohan’ ny fianakaviany avy, dia enim-polo amby fiton-jato amby arivo; lehilahy mahery amin’ ny fanaovana ny fanompoana ao an-tranon’ Andriamanitra ireo.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 9
Cross References
Ezra 2:37ny taranak’ Imera dia roa amby dimam-polo sy arivo;
Nehemiah 7:40ny taranak’ Imera, dia roa amby dimam-polo amby arivo;
Jeremiah 21:1Izao no teny tonga tamin’ i Jeremia avy tamin’ i Jehovah, fony Zedekia mpanjaka naniraka an’ i Pasora, zanak’ i Malkia, sy Zefania, zanak’ i Mahasela mpisorona, hankany aminy hanao hoe:
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'ny Tantara 9:12