Boky faharoan'ny Tantara 9:38
Ary Miklota niteraka an’ i Simeama. Ary ireo koa niara-nonina tamin’ ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
37dia Gedora, dia Ahio, dia Zakaria, dia Miklota.
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 9
Cross References
1 Chronicles 8:32Ary Miklota niteraka an’ i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin’ ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.