Boky faharoan'ny Tantara 9:6
Ary tamin’ ny taranak’ i Zera dia Jeoela sy ny rahalahiny, dia sivi-folo amby enin-jato.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And of the sons of Zerah; Jeuel, and their brethren, six hundred and ninety.
In Context
5Ary tamin’ ny Silonita dia Asay, lahimatoa, sy ny zanany.
7Ary tamin’ ny taranak’ i Benjamina dia Salo, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Hodavia, zanak’ i Hasenoa,
Read all of Boky faharoan'ny Tantara 9
Cross References
Genesis 38:30Ary rehefa afaka izany, dia teraka koa ny rahalahiny, izay nisy ilay kofehy mena tamin’ ny tànany; dia nataony hoe Zera no anarany.
Numbers 26:20Ary ny taranak’ i Joda, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’ i Sela ny fokon’ ny Selita; avy tamin’ i Fareza ny fokon’ ny Farezita; avy tamin’ i Zera ny fokon’ ny Zerita.
1 Chronicles 2:6Ary ny zanakalahin’ i Zera dia Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara; dimy lahy no isany.