The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10 › Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:30

Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:30

Fa raha amin’ ny fisaorana no andraisako izany, nahoana aho no tenenina ratsy amin’ izay anaovako fisaorana?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For if I by grace be a partaker, why am I evil spoken of for that for which I give thanks?

In Context

29Fieritreretana, hoy izaho, tsy ny an’ ny tenanano, fa ny an’ ny olon-kafa; fa nahoana ny fahafahako no dia tsarain’ ny fieritreretan’ ny olon-kafa?

31Koa amin’ izany, na mihinana na misotro ianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr’ Andriamanitra izany rehetra izany.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10

Cross References

Romans 14:6Ny mitandrina ny andro dia mitandrina izany ho an’ ny Tompo. Ary ny mihinana dia mihinana ho an’ ny Tompo, satria misaotra an’ Andriamanitra izy; ary ny tsy mihinana kosa dia tsy mihinana ho an’ ny Tompo, sady misaotra an’ Andriamanitra koa izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:30

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:29Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:31 →