Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10:33
dia tahaka ahy koa manao izay hahafinaritra ny olona rehetra amin’ ny zavatra rehetra ka tsy mitady ny mahasoa ahy ihany, fa ny mahasoa ny maro mba hovonjena izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
32Aza manao izay hahatafintohina ny Jiosy na ny jentilisa na ny fiangonan’ Andriamanitra,
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 10
Cross References
Romans 15:2Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin’ izay hahasoa sy hampandroso azy.
1 Corinthians 10:24Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany, fa ny hahasoa ny namany.
2 Corinthians 12:19Efa ela izay no nanaovanareo anay ho miala tsiny aminareo. Eo anatrehan’ Andriamanitra no itenenanay ao amin’ i Kristy; fa ny zavatra rehetra, ry malala, dia ho fampandrosoana anareo.